Mamy ny fitianao, Ry Jehovah Tomponay! Foinao ny Zanakao, Ho Mpanavotra anay. Tsy mba misy tokinay Afatsy ny Zanakao. Ka misaotra Anao izahay Noho ny fitianao. Mamy ny fitianao, Mahafaly fo tokoa; Izahay avelanao Mba hibebaka avokoa. Lasa lavitra izahay, Nefa notadiavinao; Efa ratsy izahay, Nefa tsy nafoinao. Mamy ny fitianao, Izay andraisanao anay HOnina ao an-dapanao Raha ho faty izahay Noho ny rastsy izay natao, Loza no anjaranay, Nefa namboaranao Paradisa izahay. Mamy re, ry Tomponay! Izao fitianao izao, Ka indreto izahay Avy mba hisaotra Anao. Raiso re izao saotra izao, Fa fanati-tsitrapo; Tsy mba mendrika ho Anao, Nefa vokatry ny fo.Otvorte mi krásnu bránu ạ̹mlạ qlby bḥbk Dört Gözle Bekliyoruz ạ̉nạ ly ạ̹lh Небесный зов Рəббим бизи бу дүнјадан арајыб, ахтарыб, тапыб تىزە بۉگۉپ ساعا كەلەم Da-ne Doamne zile bune పరిశుద్దాత్ముడా స్వాగతం Ishlatgin meni Rab
Song not available - connect to internet to try again?