(Maintimolaly) Mamy ny teninao, Jehovah Masina ! Sy to ny teninao Tsy azo ovana : Ny lanitra ho levona, Fa tsy simba ny teninao. Madio ny teninao, Ka tsara indrindra, Dia fahendrena Ho an'ny adala : Mahafaka ny maizina Ka mitondra ny mazava. Soa ny teninao, Mahatsara ny fo, Fa ao no hitanay Misy Mpanavotra ; Jeso, Loharanon'aina, Mahasasa ny meloka. Irin'ny foko koa Ny teny masina Noho ny harena Na fananana be : Ny teninao no tanako Ho lovako mandrakizay.Mahamulia Namamu اق چوقۇ توولۇۇ جەرىمدەن عيوننا بتترجاك قماشة الكتان ชูใจของคุณ Сұраңдар Помню я детства дни Proč bych neměl ve-sel být Odpočívaj Canım Yalnız Tanrı'da Huzur Bulur
Song not available - connect to internet to try again?