Manaraka ny hafatrao, Tafangona izahay, Mba hahatsiarovanay Anao, ry Tomponay ! Tsy azo hadinoina Ny fahorianao, Ny dinitrao izay toy ny ra Tsaroanay izao. Ny hazofijalianao Dia tazanay izao Ry Zanakondry masina ô ! Tsaroanay Hianao. Nijaly mafy Hianao, Nisolo voina anay ; Raha mbola velona izahay Tsaroanay Hianao. Raha tapitra ny andronay, Ka tonga Hianao Mba haka ny fanahinay, Tsarovinao izahay.Yo Vivia En El Pecado La vita e l'amore Si mojou piesňou, mám Ťa tak rád بئزدىن قۇبات، چىندىق، اسقا۔زوو bạrfʿ ạ̉sm ạ̹lhy โปรดทรงอวยพรประเทศไทย Ai grijă gură mică ce vorbeşti Opowiem Tobie dziś jak Jonasz Majestát, slavný majestát 登上守望楼
Song not available - connect to internet to try again?