Vakio Mat. xi 28. Manatòna, manatòna An'i Jeso izao ; Manatòna an'i Jeso izao. Vakio Jao. iii. 16 Mba minoa, mba minoa An'i Jeso izao, Mba minoa an'i Jeso izao. Vakio Heb. vii. 25 Mahavonjy Jeso Tompo Mahavonjy izao Mahavonjy Jeso Tompo izao. Vakio Jak. v.11. Be fiantra, be fiantra Jeso Tompo izao, Be fiantra Jeso Tompo izao. Vakio Jao. vi. 37 Tsy hanary Jeso Tompo, Tsy hanary anao, Jeso Tompo tsy hanary anao. Vakio Mat. x. 47 Miantsoa, miantsoa An'i Jeso izao Miantsoa an'i Jeso izao. Fa mamaly Jeso Tompo Fa hamaly anao, Fa hamaly Jeso Tompo izao. Vakio 1 Jao. i. 7 Fo madio, fo madio No homeny anao Fo madio no homeny anao. Vakio Apok. iii. 5 Lamba fotsy, lamba fotsy No hatafy anao, Lamba fotsy no hatafy anao.重逢 لم يكن قلبي كامل Дээрги Бурган, өртемчейниң Чаяакчызын. Hvem er som Du Есть на свете страна بتسبيح الرب ينطق فمي Ven a Cristo, ven ahora Idź Jonaszu Kde hľadať radosť vo svete? Ыраазымын мен Сага Теңир
Song not available - connect to internet to try again?