Manatòna ry mpanota Ory, jamba, very koa ! Hianao simban'ny ota, Indro, ao ny Tompo soa Ry tsy mendrika hovonjena, Misy izay miantra anao ; Fifaliam-be homena, Famelana helokao. Mba henoy ny teny tsara Izay lazaina aminao, Sao very ny anjara Soa tadiavinao ; Feno antra, manan-kery, Jeso no mitaona anao, Ka ny mino tsy ho very, Manatòna re izao. Ny miato tsy mba tsara, Ny halainanao ario ; Sao helohin'ny Mpitsara, Manatòna re anio ; He ! miandry ny Mpamonjy, Mba faingana hianao ; Raha te ho voavonjy, Aza ela hianao.La via sei Tu Возьми свой крест и следуй коркма ей кюджюк сюрю Ó, vítej, vzácná hodino ạ̹nt msẖ lldẖkryạt «مەن ابدان چارچادىم». «چىعۇۇ جولۇ بار» مەن قۇبانام سەندە ạ̉nạ mkswf Ott akarok lenni Ni siku kuu siku ile
Song not available - connect to internet to try again?