Manatòna, ry malala ! An'i Jeso Tomponao ; Raiso re ny famonjena, // Tsy ho faty hianao // Indro Jeso, fa miandry Mba handray anao izao ; Miverena aza kivy, // Mazotoa, sy matokia // Aza mba mangataka andro, Sao dia tratra hariva etý Tahotra sy horohoro // Hampivadi-po anao // Ao ny tany soa homeny Mampifaly fo erý Sady tsy mba misy ratsy, // Mandrosoa ho tonga arý //Чух Сладкия Исусов глас Мій добрий батько يكفيني ربي ابقي بقربك ما دمت ربى في الطريق ḥạlạ tʿạlwạ ạly̱ ạlmsyḥ Бог мир так возлюбил Tú, Señor, eres escudo alrededor de mí ạ̉rsl frḥaⁿạ L'amico vero เราจะร้องสรรเสริญพระนาม
Song not available - connect to internet to try again?