Manatòna ry mpanota Ory, jamba, very koa ! Hianao simban'ny ota, Indro, ao ny Tompo soa Ry tsy mendrika hovonjena, Misy izay miantra anao ; Fifaliam-be homena, Famelana helokao. Mba henoy ny teny tsara Izay lazaina aminao, Sao very ny anjara Soa tadiavinao ; Feno antra, manan-kery, Jeso no mitaona anao, Ka ny mino tsy ho very, Manatòna re izao. Ny miato tsy mba tsara, Ny halainanao ario ; Sao helohin'ny Mpitsara, Manatòna re anio ; He ! miandry ny Mpamonjy, Mba faingana hianao ; Raha te ho voavonjy, Aza ela hianao.Мухаддес - Тәңирим Acı LET US SING AGAIN Ia jugul lui Hristos pe umeri rby jạny Alléluia ! Gloire à notre libérateur Pielgrzymem jestem tu Come to Jesus ạ̉ḥtạj ạ̹lyk yạ sydy ạmlạʾ qlby
Song not available - connect to internet to try again?