Mandrakizay ny Anaranao no hoderaiko eram-po, eran-tsaina. Hianao, ry Jehovah! no hoderaiko eram-po, eran-tsaina; fa tsara sady miantra Jehovah, mahatsindry fo ka tsy maika. Izao asany rehetra izao dia samy tiony sy amindrany fo. Ny Anarany lehibe hoderaiko sy hankalazaiko.Бел как снег 主我回想你 İsam Söyledi Bana Zaɓaɓɓu Kollarına Sığınırım จงชื่นชมยินดี Bohu to najlepšie dávaj! ليك كل الجلال Мариям билдиңби? Распятая Любовь
Song not available - connect to internet to try again?