(Maintimolaly) Mandrenesa ry sofina, Mifalia, ry fo ; Ny feon'ny Filazantsara Manatona anao. Ry olon'ota rehetra, Ry ory sy noana, Izay mameno ny kibony Amin-java-poana. Jehovah no mamboatra Izay mofon'aina, Ho an'izay rehetra Mety hihinana. Kraist'sy ny fitahiany Izany mofo izany, Fa Izy no mamelona Ny maty mosary. Avia, ry mosarena, Ka manarana fo ; Ny mofon'aina tsy lany Fa ampy ho anao.Adjunk hálát az Úrnak Одӥг Инмарлы Сӥ-Сан Yet Not I But Through Christ in Me كلنا كدة 예수는 왕 예수는 주 ألهج بشخصم Iysa, Iysa, O Iysa There is nothing like the Presence of the Lord Golgota Земля подножие ног Твоих
Song not available - connect to internet to try again?