Manenina aho, Ray Masina ô ! Fa simba ny tsirin'ny aina ; Izay nambolenao tanatin'ny fo Dia lanin'ny ota ka maina. Indrisy ny fahadisoako, re, Fa maro, tsy tambo isaina, Kanefa, ry Tompoko, mba mamonje Ity ory, izay mitaraina ! Havaozy indray ny fanahiko izao Andrao lasa ho babon'ny helo ; Ka ny fivalozako mba raisonao, Vonjeo ny fo malahelo.تآمل 3 - ما أحلى حضورك ạ̉nt sẖkẖṣ mḥbwb Mi existencia y mi valer Canterò Umıtpaspan táube qılǵan jılımdı Yurakdan Sevaman bmrạḥm ạlrb ạ̉gẖny wǒ yǒu yī gè xīn yuàn Wees U my toevlug Kechir meni Ollohim
Song not available - connect to internet to try again?