Maniry izahay Ho any aminao, Jerosalema tanànanay, Tanàna masina ; Ny trano lay atý, Tsy maintsy rovitra, Kanefa tazanay erý Ilay tsara lavitra ; Tazanay, tazanay Ny tany masina. Mba tanterahonao, Ry Tompo tia anay ! Ny fikasan'ny Zanakao Nataony taminay ; « Ho any amiko Izay nomenao Ahy, Fa tiako ho hitany Ny voninahitrao » Tazanay, ..sns. Mankany aminao Izao ny dianay, Na sarotra ny làlana, Mihira izahay ; Ny hasasaranay. Tsy misy intsony izao, Fa tazanay sahady re, Ny tany masina : Tazanay, ..sns.Que votre douceur soit connue كەرەمەت االام Din neam in neam esti adapost Иисус, Ты - чудесный Господь Теңирди баарың даңктагын! В какой завет вступал Христос, Բարձրյալի Ծածկոցի Տակ Բնակվողը Канънла Акландъм Бен Durmayın Himak nitak okʋt
Song not available - connect to internet to try again?