Maniry mafy aho ry Jeso Tompo ô, Hialoka eo ambany hazo- fijalianao ; Tsy misy toeran-kafa re izay tena mamiko, Ny hazo-fijalianao no fiarovako. Ny hazo-fijalianao no itazanako Ny tenanao Izay nijaly mba ho avotro ; Ka dia kotsan-dranomasom- pitiavana Ny tavako, ry Tompo ô, fa afa-keloka ! Am-pototry ny hazo izay nijalianao No itoerako hohazavain'ny tavanao ; Ataoko fatiantoka ny zava- mora lo, Ny hazo-fijalianao no tombon-dahiko !Můj Pán mne volá Джанъм Рабби Гьозлюйор Дирилди Раб Мезардан - Халелуя! Árkimder-aq surap júr Ǵaısa kim dep ٴان سال، تاڭىرگە اللەلۋيا بدلت حياتي Люблю тебя как розы расцветание Ancient of days معاك ạlqlb fqlbk mʿbdh
Song not available - connect to internet to try again?