Maro ireo tanora izay miraparapa, Ao anatin'ny aizina ao, Mitambesatra ny ota ka tsy zaka, Fahoriana re no ao. Iza kosa no hilanja, Ny fanilo ho azy ireo ? Izay mampahiratra tokoa ny jamba, Ka ho vonjy ho azy ireo ? Fahafatesana no toerana itobiany, Lavitra ny fiainana, Tsy mba misy fanavotana itokiany, Manome fiadanana. Fa Jesosy no efa maty ho azy ireo, Ka mitondra fiainana, 'Zay mandray dia sahy manandratra ny feo, Fa manam-piadanana.Segala Benua dan Langit Penuh Una puerta y una sola Ya Yesus, Dikau Kurindukan Енмӧй - Тэ Вевттьӧдыс عمري ما دقت سعادة Когда оставим этот мир qrạʾẗ 4 - lykn nwr Когда огонь духовный не горит Ты даешь мне милость Превознесён
Song not available - connect to internet to try again?