Masoko manganohano, Nitomany feno rano Noho ny helok'efa vita, Dia mitony raha nahita Masonao be fiantra Ry Mpamonjy ny mahantra O Voavotrao 'lay very Ry fitiavana mahery. Tanako mangadihady Nisarangotra nitady Fanavotana sy Vonjy F'efa resy ka nilonjy. Dia noraisinao ry Tompo Na dia tànana maloto O voavotrao 'lay very Ry Fitiavana mahery. Foko tena fahavalo Nefa resy ka mimalo Raha nifona fa naditra Hitanao nipitrapitra. Babo ka tsy afaka ho aiza 'Zay noraisinao ho sakaiza O voavotrao 'lay very Ry Fitiavana mahery.Pudiera Bien Ser يسوع قال أنا جاي مع إنها صعبة الأيام Senmiding meni sevgan جۉرۅگۉمدۉ تازالادىڭ، تەڭىر Приготовь нас, о, Боже Gel Ve Gör, Gel Ve Gör سر عظيم قد بدا Бид нар найдан залбиран хүлээж байна عطشت إليك نفسي
Song not available - connect to internet to try again?