Matokia, mpivahiny ! Any an-tanàna arý Misy trano soa madio Mandrosoa hianao : Misy fitsaharana any, Matokia hianao ; Misy fitsaharana any, Izay ho azonao. Ao ny Tomponao miandry Hanome anao ny soa ; Misy fiadanana any Voavoatra ho anao : Misy fitsaharana ..sns. Any tsy mba misy rofy Amam-panaintainana ; Izay rehetra tonga any Afa-pahoriana Misy fitsaharana ..sns. Tsy mba mamy va ny mody Mba ho afa-tsatsatra Sy horaisin'i Jesosy Amim-piadanana ? Misy fitsaharana ..sns.Agnus Dei Мой Иса, Спаситель Položil sa v jasliach RƏBBƏ HƏMD EDİN Jeesuksen voitosta kerro Хафтанън илк гюнюнде Bəşər qüdrət aldı, تعليق 1 - المسيح قام I Will Sing Někdo se modlí
Song not available - connect to internet to try again?