Maty malala, ka ory ny fo ; Lasa ny tiana, ka mafy manjo ; Nefa isika tsy mba mamoy, Fa manantena hihaona indray : Ao aminao Tompo ! izy izao, Tsy mba marary na misy manjo ; Nentina any ambony madio, Dia ho sambatra mandrakizay. Mba notandremana fatratra koa, Nefa tsy tana, fa lasa izao ; Eny, ry Tompo ! ekena tokoa Izay sitrakao, fa izany no soa : Ao aminao ..sns. Fantatra koa fa isika izao Samy vahiny ka hody indray ; Indro ! ny namana lasa izao, Lasa miandry antsika arý : Ao aminao ..sns. Ary isika, raha hiala atý, Dia hotsenain'ireo havan- tsy foy Eny, hihaona mifaly indray Ka tsy hisaraka mandrakizay Ao aminao ..sns.Nu pot percepe lumea fără Tine Tumurcuq açmasa mʿ ạ̹nhạ ṣʿbẗ ạlạ̉yạm Ыйык Рух көгүчкөндөй учуп келип Иисус мой Спаситель O, objaw się miły Jezu Спасение Богом дано Ey Perişan Canım Хвалебную песню слагаю Sakkeus
Song not available - connect to internet to try again?