« Mba avelao ny zaza Hanatona Ahy re, Fa an'ny toa azy Ny fanjakan'ny Ray ! » Izany teny tsara No ifalianay, Ka dia tsy rarana Ny zazakelinay. Ao amin'ny batisa Trotroiny izahay, Ka tena voaisa Ho zanany indray, Atsangany handova Ny fahasambarana, Fainan-tsy miova Sy fiadanana. Sakaizanay malaza Ry Jeso, Hianao, Finaritra ny zaza Miankina Aminao. Ampio, ry Mpamonjy, Ny ondrikelinao, Ho tonga voavonjy Ao anatrehanao.Maria te-ai gandit ca Fiul tau Gece Gündüz Ağlıyom Кору Бени Ей Танръ Der i utkanten av byen Ai fost răstignit şi cuiele-mi spun КЕЛЗЕҤ, О ТЫНЫМ A Lalna Gam! Сəнин өнүндə диз чөкүрəм Guds ord og løfter Look Down, O Lord, From Heaven Behold
Song not available - connect to internet to try again?