Mba avia, malakia, Ry mangetaheta ô ! Teny tsara no ambara, Ka Henoy eram-po, Fa Jesosy ranon'aina No torina sy lazaina. Ry Mpamonjy mahavonjy, Mahatonga soa be, Ka tsy maintsy ho tra-bonjy Izay manatona Azy re ; Ka henoinao ny teny Manambara ny omeny. Mba tariho sy tahio Aho, ry Jesosy ô ! Mba ho ahy ny fanahy, Hanazava ao am-po. Hampahery fo sy saina, Ka hamelona ny aina.Non restare immobile Иисус прекрасный все Тебе подвластно Кто бы дал мне слезы сокрушенья All Praise to Jesus' Hallowed Name Горит костер огнем пылает ลูกสรร(ระ)เสริญ I Give You Praise Сен дегенде шөлім қанбайды Rəbbim Uca Rəbbimdir Их Эзэнээс өөр хэн ч үгүй Better is One Day
Song not available - connect to internet to try again?