Mba faingàna re, ry mino, Aza mba tamana atý ; Ary aza manadino Ny anjaranao arý. Ny Mpamonjy anao No manangana faneva, Ary mampihevaheva Azy eo alohanao. Marobe no mba mitady Ny fiainana vaovao, Nefa kosa tsy miady Amin'izao tontolo izao. Ny Mpamonjy anao, ..sns. Koa raiso ny ampinga, Tano re ny sabatrao, Fa izany mahakinga Ny mpandeha toa anao. Ny Mpamonjy anao, ..sns. He, akaiky anao Kanana, Tany hovantaninao ; Ary any hy tanàna Misy ny anjaranao. Ny Mpamonjy anao, ..sns.Ave Maria Bring aan die volke إنت سيد الكون Чин Кўнгил Пред Тобой колени я склоняю Хора да бъдем добри! ربي نصيبي محبتك لي يا ربي Содиқ бўлгин kạlswsnẗ
Song not available - connect to internet to try again?