Mba iraho ny Fanahy, Ry Jesosy Tompo ô ! Mba hanampy sy hitahy Ny mpiasa irakao. Tany mafy no asaina, Nefa kely izahay ; Marobe no tsy misaina Raha itorianay ! Tanteraho re ny toky, Izay nomenao fahizay. Ka mombà anay mpitory Mandra-podi-mandrinay ! O, ry Masoandron'aina, Hazavao ny namanay, Mba fafazo andon'aina, Fa efa toy ny tany hay ; Tapa-kazo no hajainy, Ka tsy fantany ny To ; Feno aizina ny sainy, Efa momoka sy lo ; Ny sikidy mahavery No ataony solonao, Sampy vato, hazo kely No hajainy toa Anao. Averenonao ireny Mba ho tonga olonao ; Tadiavo tsy ho very, Raiso re fa lovanao ! Entonao ny famonjena Ka ovay ny fony izao ; Aoka hisy sesehena Ny hanaiky ho Anao ! Dia hiova re ny tany Ka hanjary lonaka, Ary hisy voa mamy Izay ho tena vokatra. Aoka re mba tsy ho rava Ny mazava hitanay ! Mba handroso lalandava Ny anjara asanay, Mba ho dera aman-daza Ho Anao, ry Tomponay ! Hatanjaho ny mpiasa, Dia tsy mba hety fay ; Aoka re ny olo-mino Mba hamory ho Anao, Ka hitombo be ny mpino Hiandany Aminao.ياللي مليت حياتي أفراح قۇتقارۇۇچۇنۇ تاانىيسىڭبى Stíchol už celý náš dom Севинирəм варлығына, Адына Вежа Лов, Югыд Енлӧн Вежа Лов مابتنساش kẖdẖny̱ bqrb qlbk fạ̉ʿbdk Халелуя, Халелуя, Халелуя, Хамтлар Сана! БЪР ДОСТУМ ВАР Рəбб Иса, мəним Аллаһымсан
Song not available - connect to internet to try again?