Mba jereo ny Tompontsika Avy ao an-danitra, Indro, avy amin-kery Ao amin'ny rahona // Haleloia // Ambarao ny heriny. Izay rehetra fahavalo Efa resiny tokoa ; Mifalia ry anjely ! Mihobia, ry olona ! // Haleloia // Ambarao ny lazany. Fony mbola teto Izy Satro-tsilo nentiny ; Izao ny satro-bolamena Mendrika ny lohany // Haleloia // Ambarao ny derany. Voaeso mafy Izy , Be ny fahoriany ; Fa izao, asandratara Izy, Ambarao ny hajany ! // Haleloia // He, ny voninahiny !Raisonao, ry Tompo soa Nel cuore della gente محتاج لإيدك Signore vengo a te Всей своей душой DE L'INTERIEUR Shafqating bilan Salvador, A Ti Me Rindo Du rufst mich raus auf's weite Wasser ٴماريام ٴبىلدىڭ بە
Song not available - connect to internet to try again?