Mba manampia anay, Ry Jeso Tompo soa ! Ka dia ny fiainanay Hambinina avokoa. Ny tadiavinay Dia fihavanana, Tsy hisarahana aminao Izay Fiainana. Ampionao izahay Mba hahalala Anao, Ka aoka mba harahinay Ny nodiavinao. Dia mankalaza Anao Izahay ry Tompo ô ! Fa he, ny fitahianao Dia tena mahasoa.nǐ zài nǎ lǐ zhǔ suǒ ài de rén Солиҳ Одамнинг Ботирлиги ạ̉nsẖd nsẖyd ạlḥryẗ wqf ṭwl bạlk yạ wyly mn gẖyr yswʿ Քեզ եմ Մեծարում Ես Inmenso Amor ạlʿạql bny̱ byth ʿly̱ ạlṣkẖr Hoy Gozoso Medito En La Tierra Mejor Hallowed Be Thy Name
Song not available - connect to internet to try again?