Mba miangavy, Tompo ô ! Iraho ny Fanahinao, Vangio ny mpanomponao, Ampianaro izy izao. Ampalasio ny sofinay Handraisanay ny teninao, Tendreo koa ny lelanay, Hahaizanay hidera Anao. Hiely be ny lazanao Ambara-pahatonganao Hitsara izao tontolo izao, Hampody ny navotanao. Fanahy, Zanaka sy Ray, Mba raiso ny fisaoranay ; Ka raha hiala atý izahay, Hidera Anao rahatrizay.主当我心完全归你 Ó, Pane, dílo své Daniel's band/ Standing by a purpose true Ry Tompo o, ny tany maina Sunt multe monumente-n lume Укрепляется сердце моё Без основания Тваё Царства Jasyń da, káriń Юность весна человеческих дней
Song not available - connect to internet to try again?