Mba mivavaha raha vao maraina, Tsarovinao Ilay Mpanao anao. Izay niaro ny fanahy sy aina Mba ho salama toy izao ; Tsarovy re ny Tomponao Izay Mpiaro anao. Rehefa tonga koa ny antoandro, O ! miambena tsara hianao, Fa manangoly saina isan'andro Ilay devoly rafinao ; Tsarovy re ..sns. Raha alina mangina ka hatory Tsarovy eo ny ota izay natao Ka dia ifony sy itsory Fandrao maningotra anao ; Tsarovy re ..sns. Na aiza na aiza Hianao mitoetra Satana fahavalo ao tokoa, Ka aza kivy na mba manjoretra Fa mivavaha tsy ho voa ; Tsarovy re ..sns.Нет преград Дан тыныд куӟёмы Prendi la sua mano qwmwạ yạ bny ạlnwr Ry Jeso Zana-Janahary Za noci hlbokej شعبك يعلن بيك إيمانه Аспанда бір қала бар Спасение Богом дано Au combat de la vie
Song not available - connect to internet to try again?