Mba omeo ahy Fo madio kokoa Afaka ahiahy Ho Anao tokoa Izaho dia malaina O ! Mba hafanao re, Mba hikely aina Hahefako be. Mbola manangoly Ny fakampanahy ; Ao koa ny devoly Ta-hamotraka ahy ; Tompo ô ! ampio Ny mpanomponao izao, Ary mba tafio Herim-po vaovao. Atolory ahy Zotom-po sy hery, Fahendrem-panahy, Fo mahay mietry. Ampianaro aho Mba hanolo-tena, Ka mba hatanjaho Ny finoako. Dia hamasino Ny saiko, ry Tompo ! Ka omeo fo mino, Fo mahay manompo, Fo mahay mihafy, Fo miravoravo, Na dia voa mafy, Fo toy ny Anao.How To Describe الدم م القلب قۇدايىم ٴبىزدى سۇيەدى باۋىرىم Priviň ma k sebe Севилмек ичин яратълдън Рано Христу отдай себя Mehr shafqatli Xudo Wonderful Боже храни людей Tunlar bedor
Song not available - connect to internet to try again?