Mba tahio, Jeso ô ! Hira, hatakay sy teny ; Mba tarihonao ny fo Hanarahanay ireny ; Hianao no Tompon'aina, Sady mendri-koderaina. Izahay mpanomponao Hody ao an-tokantrano, Faly manana Anao, Ka vimbino sy tantano ; Aza avela ho irery, Izahay, fandrao ho very. Saotra no atolotray, Raha mbola atý an-tany ; Ao an-danitra indray Dia dera tsy ho lany No hatao sy hohiraina Ho Anao ry Tompon'aina.Per l'abbondanza del tuo amor Шимди артик Раб Месихе PAULAND SILAS Hoş Kokulu Bir Sunu Gibi أنا بارفض ضعفي انا مغسول بدم يسوع К Тебе я взываю мой Бог Всемогущий АФФЕТ АФФЕТ АЛЛАХЪМ Встреч и разлук на земле очень мног Нежно
Song not available - connect to internet to try again?