Mba tahionao, ry Jehovah ! Ny tanindrazanay, Ho tsara sy hiova ; Hambininao anie ! Ho tany izay mandroso Sy sambatra tokoa, Ka hanjakan'i Jeso Mpamonjy Tompo soa. Mba tahio ny firenena Izay monina eto izao, Handroso hihatsara, Hatahotra Anao, Handao ny fomba ratsy Izay manadala re ; Hanary koa ny sampy Mampidi-doza è ! Mba tahionao ny mpitondra Nampanapahinao, Arovy isan'andro Mba tsy handà Anao, Tariho lalandava Hiankina aminao, Omeo fahendrena Hanao ny sitrakao. Mba tahio koa, ry Jehovah ! Ny fiangonanao Handroso lalandava Homban'ny heerinao. Hanerana ny tany Itoeranay izao, Ka isam-bazantany Hiondrika aminao.He Is Able EGAMIZNI OLQISHLA АЗ ЗНАЯ ТУК ХРИСТОС ДОЙДЕ Kalbim Sevinçli, Ben İsa'yla Giderim El León de la Tribu de Judá Ákejanim Seni maqtayman หาใครเหมือนพระองค์ None Compares to You yạlly̱ ạ̉smk dʿy ʿlynạ فى سترك تحت ظلك هو الله الثالوث
Song not available - connect to internet to try again?