Mba tantano, Raiko ô ! Ny fanahin-janakao, Aoka re ny sandrinao No hiaro ahy izao ; Indro ! raiso, Tano aho, Tompo ô ! Mba hanao ny sitrakao ; Sy hitoetra ao Aminao. Ray malala Hianao, Sady tia ny zanakao ; Aoka re ny tavanao Hanazava ahy izao ! Indro ! raiso, ..sns. Na dia maizina aza atý, Dia matoky ano izao Fa Hianao dia mandao Izay miaraka Aminao : Indro ! raiso, ..sns.Certe sere Le vieux Noël est revenu Spesso ascolto per fé శాశ్వతమైనది నీవు నాయెడ చూపిన కృప Taivaan kotiin täällä kuljen ОБИЧАМ ТЕ С ДУШАТА СИ Syntien orjana Da pacem Domine Agnus dei L'Eternel ton Dieu est au milieu de toi
Song not available - connect to internet to try again?