Mba taominao ny fo izao, Ry Jeso be fitia, Hanarahako Anao, Ka mba tsy hania. Mba taominao ny fo izao, Hamoizako ny tany, Fa izao rehetra izao Dia mora lany. Mba taominao ny fo izao, Hanaraka ny dia, Izay nomban'ny olonao Tsy naniasia. Mba taominao ny fo izao, Hahaizako hifaly, Fa atý ny olonao Ory sy mijaly. Mba taominao ny fo izao, Ho any amin-dRainao, Mba ho reko hatrizao Ny hafin'ny ainao.В тот день три тысячи спасенных Crea in me ETY AN-DALANA Seu Nome é Jesus ḥwln ʿyny rby̱ روح السيد الرب عليّ Sei Signor Abre mis ojos oh Cristo Ты просто любишь ạ̉nạ mḥtạj ạ̉tgẖṭy̱ bdmk
Song not available - connect to internet to try again?