Mba tarihonao, Tompo ô ! izahay, Fantatray fa mpivahiny ; Izahy ankehitriny ; Any aminao No honenanay. Mafy ny manjo, Reraka ao am-po ; Na dia be ny ady aza, Tsy ho ketraka ny fonay ; Any aminao No halehanay. Alahelo be, Ranomaso koa, Azon'ny fakam-panahy, Saiky resin'ny devoly ; Fa ny Sandrinao Iankinanay. Any aminao No honenanay ; Ry Mpitari-dalan-tsara ; Mba tarihonao izahay re, Hahatongavanay Any aminao.hạ ậty bṭyby Ерөөлт Эзэний нэр wsymsḥ ạllh nḥn ạldẖyn mtnạ De ce-i atâta întristare ? bạlạ̉ḥḍạn ạlạ̉bwyẗ qlbk bynạdy ʿly Christ est ma vie Dios Al Mundo Amo ผู้ทรงยิ่งใหญ่ Great are You Lord Rakas Jeesus, suo mun olla
Song not available - connect to internet to try again?