Mba todihonao ny lasa Dia ho hitanao ny asa Nandaniana ny fotoana Fa dia vita mora foana Mitsangàna, sahia ! (sahia !) Mijoroa, mitoria (mitoria !) Aza kivy, sanatria Fa aminao Kristy. Eny, tsara ho tsaroana 'Reo adidy nokoloina Maro koa no tsy tontosa Nampitsoaka ny kanosa Mitsangàna, sahia ! sns... Aoka hiezaka hatrany Mba hanarina izany Fa hipetraka ho tantara Ho an'ny zanak'amam-para Mitsangàna, sahia ! sns...Nech znie Ježiš Tu sme سبحوا الرب Drahý Spasiteľ náš İsa İsa İsa ḥbk mlạny slạm God has spoken to His people Mai Bin Ubanginmu, Ka Kama Hanyarsa ạlmuḥạl fy ạsm yswʿ nṣrnạ ạ̉kyd
Song not available - connect to internet to try again?