Mba trotroy ny olona ory, Ry Jesosy Tompo ô ! Tsy hirenireny saina, Fa handray ny teninao. // Olona osa, olona osa, Ento mora, Tompo ô // Faly izahay, Jesosy, Tratr'izao anio izao, Tafavory ka hihaino Ny Filazantsaranao. // Raisonao re, raisonao re Izao fisaoranay izao ! // Jesosy Tomponay Tsitoha ! Taomy ny sakaizanay Mba ho tonga mpino koa Sy hiankina Aminao. // Mba tariho, mba tariho Izy ho mpanomponao ! //Xudosiz boʻlsang (anʼanaviy) 一件彩衣两个梦 Moje malé světelko lạnẗ kmạ Teach us dear Lord Моё имя храни Pán Bůh je síla má Таны тухай би - Тантай хамт Track 1 اتىڭ سەنىن بالداي تاتتۇۇ
Song not available - connect to internet to try again?