Miambena izao, Ry fanahiko ! Misy rafinao misaina Hanangoly ny malaina ; Be ny fandrika Voavelatra. Miambena izao, Ry fanahiko ! Mba tsy ho andevon'ota, Na hotaomin'ny mpanota ; Mivavaha izao, Ry fanahiko ! Miambena izao, Ry fanahiko ! Ka tohero ny devoly, Raha avy manangoly ; Kristy raisonao Mba ho aronao. Miambena izao, Ry fanahiko ! Tsy ho ela tsy akory Dia ho lasa ny mahory, Ka ho afaka Ny mpiambina. Miambena izao, Ry fanahiko ! Fa ho avy indray ny Tompo Mba hampody ny mpanompo Ho finaritra Ao an-danitra.Танръм, Кралъм msẖạʿry ạljryḥh Probuď nás Zpívejte Hospodinu píseň novou ИСУС ЕДИНСТВЕН Júregimniń kózin ash О грешник что блуждаешь ты на жизненном пути Nasz Pasterzu, Synu Boży wǒ méi yǒu huī xīn guò Nous élevons le nom qui sauve
Song not available - connect to internet to try again?