Miandry ao ambony Ny fifaliana ; Atý tsy mety tony Ny fahoriana, Ka tonga sesilany Ny fitarainana ; Arý tsy hita lany Ny hasambarana. Variana mikoràna Ny tsy misaina be, Ny hendry dia mitana Ny hevitra hoe : Aleoko mitomany Noho ny otako ; Ny lanitra ihany No fianinako. Ny lalan'ny adala Tsy mba harahiko, Tsy mampisalasala Izay anjarako ; Ny sasany mikendry Ho afa-po atý, Izaho dia miandry Ny lovako arý. Izaho manantena Anao, ry Tompo ô ! Ka hobim-pamonjena No hoventesiko ; He, vetivety ihany No hiaretako, Tsy ela dia hankany An-tanindrazako.Blessed Be The Name of The Lord إنت قائدنا يسوع البار néng chū yī bǎ lì jiù chū yī bǎ lì Det er så godt å få synge Naikkan Doa Tak Enggan Der heilge Gottessohn verlässt den Himmelsthron Тонг Чоғида mwsyqy̱ Ուրախանանք Եւ Ցնծանք Ku krížu ma veď
Song not available - connect to internet to try again?