Miandry ao ny Tomponao, Samia manendry tena, Fa be ny asa izay hatao ; Atreho ny firenena ! Topazy maso kely Ny ondry izay mania Ilay zandry lasa niala Ataovy hoe : modia. Miandry ao ny namanao, Moa ve tsy hovonjena ? Hatòny re dia ilazao : Kristy no famonjena. Topazy maso ..sns. Hevero e ! ny Nosinao Ity Madagasikara ! Mba efa aiza izy izao Ara-Pilazantsara ? Topazy maso ..sns.Написано Kutsal Yerde Baktım Sana في صعوبة تجربتي Kutsama Şarkısı Egy hangon What A Friend I've Found Pozri na to dieťa v jasliach كنت أسيرًا Hva kan gjøre sjelen ren? Fenségednél nincs vonzóbb
Song not available - connect to internet to try again?