Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Fa mandrakizay ny famindram-pony. Midera an'Andriamanitra Avo Indrindra; Fa mandrakizay ny famindram-pony Miderà ny Tompon'ny tompo; Fa mandrakizay ny famindram-pony; Izy irery no Mpanao fahagagan-dehibe Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay nanao ny lanitra tamin'ny fahendrena Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay namelatra ny tany ho ambonin'ny rano, Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay nanao ireo fanazavana lehibe Fa mandrakizay ny famindram-pony, Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro Fa mandrakizay ny famindram-pony, Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay naneho hery namonjy antsika ho afaka tamin'ny fahavalontsika Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay manome hanina ny nofo rehetra Fa mandrakizay ny famindram-pony; Miderà an'Andriamanitry ny lanitra; Fa mandrakizay ny famindram-pony. Hisaorana anie ny Ray sy ny Zanaka, Ary ny Fanahy Masina; Eny, hisaorana sy hankalazaina anie Andriamanitra mandraki-zay. Amen.Դու Ծնվել Եկել ես Աշխարհ La musica delle meraviglie Ey Egam Tanrı Sözü Gerçek ạ̉bạnạ ạldẖy fy ạlsmạʾ ạllh qwẗ lnạ Tuhan, Kasihani Kami Алыста укмуш шаар жаркырайт ʿly̱ bạb qlby Ako vtáčik v lese spieva slobodne
Song not available - connect to internet to try again?