Miderà, miderà, miderà an'i Jehovah. Miderà an'i Jehovah, ry firenena rehetra. // Miderà, miderà, miderà Azy, ry olona, ry olona rehetra. Miderà Azy, ry olona rehetra. Miderà Azy, ry olona rehetra. Fa lehibe ny famindrampony amintsika, Fa lehibe ny famindrampony amintsika. Ary mandrakizay, ary mandrakizay, ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia, Haleloia, Haleloia, Haleloia, Haleloia! //Бак, Еллерини Сана Узатъйор Kurak toprak gibi lmạ dʿạny rby Гюн Доуп Гюн Батаркен Pane, veď nás jen Amore senza confine Renuévame, Señor Jesús Masoyina Yana Sama Gökte olan Babamız Мен Сени кўришим керак
Song not available - connect to internet to try again?