Midera ny Anaranao 'Zahay, ry Tompo ô ! Ka hira no Ventesinay Hoe : haja, saotra, hery, Mba raiso ho Anao. He ! voahombo Hianao Nisolo heloka, Ka mendrika hanaovanay Hoe : haja, saotra, hery, Mba raiso ho Anao. Endrey ! ny fitiavanao Endrey ! ny herinao, Tra-pamonjena izahay, Ka haja, saotra, hery, Mba raiso ho Anao. Raha tonga ao an-danitra 'Zahay mpanomponao, Hitohy re ny hiranay Hoe : haja, saotra, hery, Mba raiso ho Anao !Aw Hukdampa! Did You Think To Pray? Tuhan, Ya Allahku He Never Sleeps yé hé huá yǐ sè liè de shén nǎ mrny̱ ạ̉n ậty̱ ạ̹lyk - mwsyqy Господи, да не вървиш yuē sè de gù shì రోజంతా నీ పాద చెంత جاڭىرسىن مەنىن ىرىم
Song not available - connect to internet to try again?