Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Fa mandrakizay ny famindram-pony. Midera an'Andriamanitra Avo Indrindra; Fa mandrakizay ny famindram-pony Miderà ny Tompon'ny tompo; Fa mandrakizay ny famindram-pony; Izy irery no Mpanao fahagagan-dehibe Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay nanao ny lanitra tamin'ny fahendrena Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay namelatra ny tany ho ambonin'ny rano, Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay nanao ireo fanazavana lehibe Fa mandrakizay ny famindram-pony, Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro Fa mandrakizay ny famindram-pony, Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay naneho hery namonjy antsika ho afaka tamin'ny fahavalontsika Fa mandrakizay ny famindram-pony, Izay manome hanina ny nofo rehetra Fa mandrakizay ny famindram-pony; Miderà an'Andriamanitry ny lanitra; Fa mandrakizay ny famindram-pony. Hisaorana anie ny Ray sy ny Zanaka, Ary ny Fanahy Masina; Eny, hisaorana sy hankalazaina anie Andriamanitra mandraki-zay. Amen.Hudba doznívá Slávne, predivné je tht yạ ạ̉bwyạ Jesus dekket har et bord Я шёл как все пустынного страной الرب هو الله 2 Zmartwychwstał Pan Cuvantul Do światła dąż nim siła twa Дете на Бог
Song not available - connect to internet to try again?