Miderà, miderà, miderà an'i Jehovah. Miderà an'i Jehovah, ry firenena rehetra. // Miderà, miderà, miderà Azy, ry olona, ry olona rehetra. Miderà Azy, ry olona rehetra. Miderà Azy, ry olona rehetra. Fa lehibe ny famindrampony amintsika, Fa lehibe ny famindrampony amintsika. Ary mandrakizay, ary mandrakizay, ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia, Haleloia, Haleloia, Haleloia, Haleloia! //Yesu, Kai Ni Wurinka, Kar In Ratse Hanyarka У дверей неба A Földdel összeér a Menny إله المفديين Эй Чӯпони некӯ 우리함께기도해 Небес прикосновения اسألونى عن يسوع سېنىڭ ئىرادەڭ بولسۇن رەببىم Duyduk Tatlı Ezgiler
Song not available - connect to internet to try again?