Vahoaka sesehena No miara-paly izao Miventy ny Antema Dia hira vaovao Injao ny fiderana Manakoako ery Maneho fanajana Ho an'ilay Mesia lza àry no tsy hifaly (Mifalia, mihobia) Hisaotra ao am-po (Misaora ao am-po) Fa afa-doza, afa-jaly (Afaka ianao) He! famonjena tokoa (0!) Mihirà, mihobia Afaka ianao Teraka ny Tompo Tia Resy ny rafinao Tsy ireo Anjely ihany No faly ao am-po Ny mpino eto an-tany Miravo avokoa Fa indro ny Mpamonjy Mpanjaka be fitia Nietry an-tranon'omby Hamonjy ny maniaRejoice in the Lord always Говори, вот мы, Господи Ich bin… rby yswʿ ʿlmny Раб Йюджедир 지존하신 주님 Here We Are In Your Presence Өмірдің мақсаты не деп ойлайсың? ly ạlḥyạẗ hy ạlmsyḥ Unzione scendi
Song not available - connect to internet to try again?