(Maintimolaly) Mifankatiava tsara, Jeso no mampihavana, Fa Izy no alalantsika Amin'Andriamanitra. Mifankatiava tsara, Mba hahatsara antsika, Fa fototry ny didiny Sady anton'ny lalàny. Hitsahatra finoana Mbamin'ny fanantenana, Nefa ny fitiavana Haharitra mandrakizay. Mifankatiava tsara, Tsy maharatsy namana, Ary tsy mahatezitra An'Andriamanitra koa.Сен, Теңирим, күмүштөн да асыл Yesu, Ubangijina Wa Ke Samun Albarka Daga Ubangiji? My Redeemer Lives Un passo ogni dì АКО БОГ Е ОТКЪМ НАС Riflesso แก้วตาดวงใจ ადიდე სულო ჩემო უფალი
Song not available - connect to internet to try again?