Mifohaza, ry matory , Fa re ny feon'ny Mpamory Miantso izao tontolo izao ! Miangà, ry vovontany, Fa he ! Jesosy avy any An-danitra hitsara anao. Ry mbola velona ! Ry ao am-pasana ! Mitsangàna ! Miandrandra ny lanitra, Fa ny atý dia tapitra. Kristy Tompo avy any, Ka dia mangovitra ny tany Fa be ny voninahiny. Na ny ratsy na ny tsara Hanatrika ilay Mpitsara, Miandry ny anjarany Zarainy roa izao Ny tafavory ao ; Ka ny tsara Horaisiny ao Aminy, Ny ratsy dia ariany. Jeso ô ! izahay mifaly, Na dia be ny mampijaly Sy mahaketraka atý ; Hianao mahay manova Ny fahorianay ho lova Mahafinaritra erý. Ry fasa-maizina ô ! Ry fahavaloko ! Aiza moa ny herinao, ny sabatrao ? Jesosy no Mpandresy izao.Горе глубокое бедствий пучина Мəним садиг Достум вар - чох гијмəтли Тонг отганда уйғониб byfrḥny ṣwt ạlgẖnm كما يفجر النبع За тебя страдал Христос С безкрайно Алелуя Isa ózgertshi meni Les cieux proclament Ты над всей Землёй царствуешь Господь
Song not available - connect to internet to try again?