Mifona re ry Ray Ireto zanakao Fa diso izahay Tsy mety ny natao Ny ota sesilany, Nandramana avokoa Kanefa re izany Ifonana tokoa Izay rehetra hita Natao fa tsy ho to Izao ny ratsy vita Nandrotika ny fo Ry Jeso ô anio Indreto izahay Manaiky, ka fidio Ho zanakao, ry Ray Tsy tsapanay tokoa Ny antranao ry Ray Fa hay, ny zava-tsoa Dia takona aminay ! Maniry fahafahana Izao 'ty fo madio Ekeo ny fibebahana Atolotray anio ! Isan'andininy: Tompo ô! Vonjeo 'zahayХто я є حاسس إني غني انظروا يديه Pane, som tak rád Исус е име над всички لما ياربي تفتح قلبي Lalpa Lungkhamna Сендей Әке Każdy może dziś Tunda yogʻdu
Song not available - connect to internet to try again?