Mihainoa! Mihainoa! Ny feon'anjely sambatra, Milaza fa vao teraka Ny Zanak'Andriamanitra, Mihainoa izao! Mifalia! Mifalia! Ry zanak'olombelona, Fa tonga Ilay Mpanavotra Antsika izay nifatotra, Mifalia izao! Mba omeo! Mba omeo! Ny fonao fa angatahiny; Ny tenany natolony Anao izay malalany; Mba omeo izao! Matokia! Matokia! Ka manaraha Azy izao; Ilay Mpamonjy be fitia Nanetry tena ho anao; Matokia izao!غيرن قلبي wèi zhōng guó dǎo gào РАЗЧУПИ МЕ Bűneinket, égi Bárány Zvuč, nebo aj zem! Vino şi laudă-L şi dai toată gloria Все вперед Все вперед No me soltarás اقدر أواجه بيك الصعب Ku Dawo
Song not available - connect to internet to try again?