Ry Nosy ô! mihainoa, Atongilano ny sofinareo, Ry lavitra fihaviana, O! Mihainoa ianareo. Izaho no hiady ho anao, Ho Famonjena ho anao, Koa matokia ianao, Ekeo ho fanavotana anao. Moa tsy fiadanana sy fahasambarana, No katsahinao ety, hilofosanao ery, Andrandrao ny masonao, Ka henoy izao teny izao : "Raiso Jeso ho anao".Слова Христа Учителя благого Ku komu pôjdem Mai più schiavo Cada día con Cristo Quiero al Salvador conmigo Лучший Друг Io sarò con te مش بعيد عليك يارب Fullt av sang Сонсуз Севги
Song not available - connect to internet to try again?