Mihainoa, ry Ziona ô ! Avy ny Mpanjakanao ! Re hatrany lavitra Fa hobin'ny olona. Mifalia hianao Indro Izy, ka tsenao ! Indro Ilay miakatra Mila tsy ho fantatra Ho Mpanjaka marina, Fa mietry lalina ; Izy no Mpanjakanao, Ry Ziona ka derao ! Mandrosoa, Tompo ô ! Mba hanjaka amiko ! Faly re ny olonao Raha tonga Hianao, O, hosana, Tomponay ! Ry Ilay nandrasanay !Grand Dieu, nous te bénissons Môj Boh, vďaka Tebe dýcham Өлүп тирилген ааламдын ээси Neyleyim dünyayı لقاء حب Otváraj Pánovi nášmu (Effatha) Хершейи Хершейи Раббе Бърак Pán Boh všemohúci Bracia, sztandar Chrystusowy Emmanuele
Song not available - connect to internet to try again?