Mihirà ry manampofonaina Mikaloa sy mitsikia Tapaka ny gadra nolonjena Afak'i Jesosy be fitia 'Lay Edena nihidy tany aloha (nihidy aloha) Noho ny ota ratsin-drazantsika He midanadana sy mivoha Ka idiro itondray mozika 'Lay satana tena fahavalo Resy teo ka voakodia Koa herezo aza mimalo Tokinao anio Ilay Mesia Ry voahosotra hitondrana famonjena (Ry voahosotra famonjena) 'Ndreto ento ho anao 'zahay Dia izahay izay miferin'aina Noho ny ota izay mpahazo anay Afaka izahay ankehitriny Tonga ny Mpanavotra anay Ka ilay gehenanay fahiny Voasolo paradisa indray Koa isaoranay tokoa tokoa (Koa isaoranay tokoa) Ianao ry Rainay be fitia Dia Hianao Jehovah Ray tsitoha Nanome anay ilay MesiaЙого любов Раб Ийидир, Севгиси Сонсуздур Благодать и любовь от Отца Este corito My sme tu všetci ḥdtẖwny ʿn yswʿ جۉرۅگۉم جارالانىپ Иисус мой Бог пред Тобой мы все равны Dieu est si bon Az égiek serege mind
Song not available - connect to internet to try again?