Mihirà, ry mponina ao an-danitra Tonga izao ny very fahizay, Fa ny Rainy faly sy finaritra Mba handray ny zanany indray Mihobia, re, ry lanitra, Ka derao Andriamanitra. Eny, mihobia re , ry mino ô, Ka hirao ny fihiram-baovao ! Mihirà, ry mponina ao an-danitra Fa ilay very dia hita izao, Voaray ho Zanak' Andriamanitra, Efa tonga olona vaovao. Mihobia, re, ..sns. Mihirà, ry mponina ao an-danitra Lehibe ny fifalianay, Ka derao izao Andriamanitra, Fa ny maty velona indray ! Mihobia, re, ..sns.Vyvýšený jsi Pán Հովվաց Սուրբ Տերն շունչ գ Бени бана бъракма Jeśli jest w twym życiu Huzuringda, Faqat huzuringda Келемин Сага Рəббим - О диридир من مثلك ЬОвюн Егемен Оладжак Кралъ Mary Mary
Song not available - connect to internet to try again?