Misaora an'Andriamanitra Izay nanao ny lanitra. Namorona ny tany koa Sy 'zay rehetra mahasoa Derao ny voninahiny, Ankalazao ny heriny, Jereo ny fitiavany Tsy tambonao tononina. Dia avy izahay izao, Ry Tompo be fitia ô! Miondrika eo imasonao Midera ny Anaranao. Isaorana mandrakizay Hianao, Andriamanitray! Ny haja be indrindra izao Atolotray mpanomponao."CARRIED BYTHE ANGELS" اهد نفسي يا يسوع قلبًا نقيًا طاهرًا Ты свет в этом мире ạ̉gẖly̱ mn ạllậly̱ʾ Гедже Атешим Гюндюз Булутум Мән гунакар ملك على الجميع Kam sa všetci ponáhľame Крила
Song not available - connect to internet to try again?